vendredi 23 mai 2014

Ity ny blog mifandray amin'ny pejy Izay tia maquillage

Salama tompoko

Maro be isika no manaraka ny pejy Izay tia maquillage ao amin'ny Facebook Noho izany dia maro koa ireo fanotaniana efa nipetraka sy efa voavaly no miverina satria misy mpanaraka vaovao foana io pejitsika io.Mba tsy hamerenana matetika loatra ny zavatra efa tena miverimberina dia aleo angamba asiana karazana archives kely. Tsy hitako moa izay fomba hitazonana an'ireo zavatra ireo ankoatra ny "fampirimana" azy anaty blog. Tsy mampiova n'inon'inona eo amin'ny page ity blog ity fa fampirimana dossier fotsiny ihany :) Tsy ary ho voafindra ato daholo koa ny dossiers intéressants rehetra satria mila fotoana ihany izany rehetra izany, mais je ferai de mon mieux :)


Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire