jeudi 7 août 2014

Vaky ny fitaratra...

Salama tompoko,

Fambara loza hono raha vaky ny fitaratra? Tsy mino izany aho ;) Raha te hanao vidéo ho alefa ao amin'ny Youtube ianao, izany hoe mila maka sary tena sady mitandrina tsara ny cadrage dia appareil misy retour vidiana (na camescope io na fakan-tsary) Ny ahy tsy misy retour dia tsy maintsy manao système D mba hijerena azy. Hany ka fitaratra no afindrafindra araka izay hazavàna misy ato an-trano. Et c'est comme ça que le miroir s'est retrouvé par terre, en 658 morceaux :-(

Soa ihany fa efa "dans la boîte" ity tutoriel zaraiko androany ity vao nianjera ilay fitaratra.  Manga sy marron no loko miasa eto. Mora atao be izy io.


Ity ary aloha ny tutoriel anaovana azy. Dia mila mijery fitaratra hafa zany hoan'ny tutoriel manaraka.




Misaotra anao namaky
Mandra-piresaka tompoko

2 commentaires:

  1. Fambara loza ve dia ho vita tsara be toy izao ilay maquillage? :p Mba ndeha hamaky fitaratra koa ary aho raha toa ka mahatafavoaka toy izao :p

    RépondreSupprimer
  2. hihi fambara loza am zavatra hafa ka. Enfin, hoan'izay mino izany e izaho tsy mino. Sinon, aza miandry fitaratra vaky fa tonga dia manaova maquillage e mora atao kely io

    RépondreSupprimer