dimanche 7 septembre 2014

Ireo youtubeuses sy youtubeurs malagasy fantatro

Salama tompoko

Efa fitadiko matetika ao amin'ny youtube hoe misy Malagasy manao vidéo ve? Matetika Malagasy manao cover (mihira) no miseho rehefa manao recherche. Nefa taona vitsivitsy maromaro izay dia miha-maro ireo mpanao vidéos mahakasika ny hatsaran-tarehy sy ny maquillage, ny lamaody sns. Eo koa ireo manao vidéo mampiomehy ilay antsoina hoe podcast sy ireo manao lakozia. Androany dia hivoaka kely ny resaka maquillage aho satria hizara aminareo ireny Malagasy mpanao vidéo amin'ny youtube ireny. Tsy par ordre de préférence akory io liste io fa tonga dia soratako fotsiny izay tsaroako. Misy vazaha koa ny sasany nefa miresaka zavatra makasika an'i Madagasikara dia tiako alefa eto koa. Ezahiko asiana catégorie angamba mba hilamina kokoa. Cliquer-o fotsiny ao amin'ny anarany tsirairay avy raha te hijery ny chaîne-ny ianao. Ary raha misy youtubeurs Gasy tsy voalazako dia mba zarao amin'ny commentaire satria mahaliana ahy koa. Marihiko fa izaho dia abonnée amin'ny youtubeurs Malagasy rehetra fantatro. Ianao koa manaova toy izany raha manana compte YouTube (rehefa manana gmail dia afaka manana compte YT ary minitra vitsy ihany dia mahaforona izany compte izany)



Catégorie beauté/Mode:

Izay tia maquillage
Felana Sucrée

Delirium Soa
Aina Vicky
Andymakeupbeautiful 
Lys Suez 

Dolce Flower
Tiana c'est moi

Ainalove Makeup
Michou
Dazzling Drew
Petit Cyclone (zandrin'i Dazzling Drew)
Léa BDavisbeauty (metisy Gasy izy nefa mino aho fa afaka alefa eto koa)

Mia Randria

xSoafara 

Colette Zaharko
Mll naisha
Ninaa Tia 
Leehann pour elles 
Navy976 (metisy koa izy)
Iry Randrasana
Mlle OfTheCity
Tesfayane
Sokondia
Malalaerica
Yoshifada

Catégorie Cover:
Rratah
Piso Gasy
Elisoa Erica
Armiou Andriams 
Mialy Randria
Randygasy
candyRak


Catégorie Podcast:
JoaryEnHD
Ariellenigga
Aaron en parle
TiNo Gasy
Didalos DevantSaCam
Eezygasy Rak
Hadrien FaitSonShow
Hianja Rasolofondraibe
Tsara Koko
MrMalgache

Random:

Nounie Chou
Niwina23 
Kahinya Tamaga
Mashuka Ballester
Agriculture Madagascar
Cuisine artisanale d'Ambanja
Lemurbaby
Monyogui

Raha tsy te ho eo anatin'io liste io ianao dia lazao amin'ny commentaire fa esoriko :) Na lazao amiko amin'ny message privé ao amin'ny YouTube. Dia miala tsiny raha nahasorena anao ny fametrahako ny anaranao eto.

Hoan'ny mpamaky, aza hadino ny mi s'abonner amin'ireo namatsika ireo. Hoan'ny Izay Tia Maquillage dia tsindrio ETO dia cliquer-o eo amin'ny s'abonner (bouton mena amin'ny ambony havanan'ilay pejy) Rehefa abonné ianao dia mahita ny vidéo vaovao rehetra. Ary hono hoy aho, efa fantatrao daholo ve ireo Youtubeurs ireo sa misy eto vao hitanao? Lazao ahy amin'ny commentaire e


Mandra-piresaka tompoko

12 commentaires:

  1. Tena teto aho vao nahalala ny ankamaroan'izy ireo. Misaotra mizara. Hisy hanalako andro indray aloha ny fijerevana an'ireo tsirairay!

    RépondreSupprimer
    Réponses
    1. Tsy misytokony hisaorana fa ampitiavana be eeee :) izaho koa aza misy teo vao fantatro, izany hoe nitady tao amin'ny YouTube aho sao misy mbola tsy fantatro dia tena nisy tokoa

      Supprimer
  2. tsy haiko na voaray ny commentaireko teo aloha na tsia (raha eny dia afaka fafanao ny sasany) misaotra betsaka nanoratra ity article ity fa tena tsy fantatro toko ny fisian'ireo Malagasy youtubeurs sasany raha tsy t@ alalan'ity.

    RépondreSupprimer
    Réponses
    1. tsy misy tokony hisaorana :) raha mahalala hafa dia lazao eto ihany iarahantsika makafy

      Supprimer
  3. Lilichopeuse mbola tsy eo kia. Ytuse vaovao izy. Za koa mba otranareo zay ty article ty nahalalako sasany. Faly ary e! Merci ITM

    RépondreSupprimer
    Réponses
    1. oui efa hitako tokoa izy ary maromaro aza ireo youtubeurs sy yotubeuses vao izay koa vao hitako. mety mila manao article hafa hizarana ireo vao hitako vao haingana angamba

      Supprimer
  4. Ny ankabeazany mbola tsy fantatro fa dia misaotra @ilay article :)

    RépondreSupprimer
    Réponses
    1. tsy misy tokony isaorana #MikoloRaitra. Ary ianao angaha tsy mba te hanao vidéo?

      Supprimer
  5. Ty zany lay fitenenanan hoe maromaroa ny ohatr'ireny e :-)

    RépondreSupprimer
    Réponses
    1. hihihi efa tena miha lehibe ny communauté Beauté/mode ny Malagasy. Mahafinaritra

      Supprimer